Entry fanambarana (ambara)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy
Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy [1.1]
Explanations in English Revelation, disclosure [1.7]
Explanations in French Révélation, action de manifester [1.8]
Compound words 
Titles Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona

Entry fanambarana (tambatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto [1.1]

Entry Fanambaràna
Part of speech name (biblical book)
Explanations in English Fanambaràna, Apokalypsy: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
 Revelation: one of the books of the Bible [2.996]
Explanations in French Apocalypse: un des livres de la Bible [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Apokalypsy

Updated on 2023/01/20