Entry hira
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Lalao, kilalao, hehy [1.78]
 Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay
Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana)
Hirahira: Hira andaniana andro.
Mitovy hevitra: antsa ~ atoa ~ kalo ~ kalokalo ~ vazo ~ vetso
(Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso)
Explanations in English A song; music; play [1.7]
Explanations in French Chant [1.3, 1.8]
 Airs, musique vocale
Action de s'amuser avec des objets [1.3]
 Musique; jeux [1.8]
Examples 
1Hira inona no nohiraintsika? [2.270]
2Voatery naverina intelo ilay hira. [2.356]
3Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany. [2.4]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : hira, hirako, hiranao, hirany, hirantsika, hiranay, hiranareo, hiran', hiran-, hiram-
Prefixed : -kira, -kirako, -kiranao, -kirany, -kirantsika, -kiranay, -kiranareo, -kiran', -kiran-, -kiram-
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Entry hira
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Anaran-gidro [1.78]
Explanations in English Ring-tailed lemur (Lemur catta) [2.233]
Explanations in French Maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [2.233]
Scientific name Lemur catta
Vocabulary 
Synonyms hirana
Hypernym gidro
Co-hyponyms ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Tables and plates The Lemurs
Illustrations 

Entry Hira
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in Malagasy Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [1.38]
Explanations in English Hirah [2.996]
Explanations in French Hira [2.996]
Vocabulary 
Biblical quotes 

Entry Hi
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Zanak' i Aksesa [2.996]
 Ira [2.996]
Explanations in French Ira [2.996]
Vocabulary 
Other spellings 
Biblical quotes 

Anagrams 

Updated on 2023/06/14