Entry mahajanga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Soga [1.78]

Entry Mahajanga
Elementary words maha ; janga
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in French  [1.11]
 Nom français: Majunga [3.1]
Examples 
1Hanatitra entana any Maroantsetra no hialako ao Toamasina, dia hiakatra hatrany Antomboka sy Mahajanga aho. [2.471]
2Ny tena nidiran' ny mpananika teto ampovoan-tany anefa, dia ny lalana Mahajanga-Antananarivo. [2.472]
Vocabulary 
Coordinates -15.7166667, 46.3166667
Illustrations 

Entry Mahajanga
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy Iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates The six provinces
Illustrations 

Updated on 2020/07/31