Entry matsatso (tsatso)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely
Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso [1.1]
Examples Mahery fofona sady matsatso! [2.471]
Compound words 

Entry Matsatso
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Examples Ary milalao i Soratra sy Matsatso. [2.48]
Vocabulary 
Tables and plates The ancient idols

Updated on 2023/01/05