Entry Vtra
Part of speech noun (abbreviation)
Explanations in Malagasy Fanafohezena ny hoe voninahitra [3.1]
Examples 
1Rainikoto 14 Vtra O.D.P / Rainitavy 13 Vtra D.P.M / Raziva 10 Vtra [2.59]
2Ary rahefa vita izany teny nifamalian' izy roa lahy izany, dia avy Ilaitrimo XV Vtra sy ny namany hamatotra an-dRainisoa XV Vtra dekan' ny premier ministre, sy Rainilizá XV Vtra, sy Rainimboay XIII Vtra, sy Rainizanoa XIII Vtra [2.48]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31