Entry | zovy | ||||
Part of speech | pronoun | ||||
Explanations in Malagasy | Teny enti-manontany hoe "olona iza?":
zovy no tsy mahalala ny atao hoe tanindrazana Antso ataon' ny mpiambina amin' ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: zovy? [1.1] | ||||
Explanations in English | Who ? (challenge used by sentinels) [1.7] | ||||
Explanations in French | Qui va là ? qui ? [1.8] | ||||
Examples | Haody haody Rasoahagohago zovy izao? [2.131] | ||||
Derivatives |
| ||||
Synonyms | iza | ||||
Compound words |
| ||||
Titles | |||||
Tables and plates | all the pronouns | ||||
Updated on 2023/06/05 |