Entry | adaladala (adala) | ||||||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona kely saina, tsy misy loha, fatra-panaonao foana sady miseho ho bado, tsy mahazo tsara na oviana na oviana izay lazaina aminy: adaladala ilay vahinin-dry zareo ato atsimo: nahazo vorona izy, ka ny volom-bodiny no nongotany fa tsy ny elany, ka lasa nanidina ilay vorona [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | étourdi, un peu fou [1.3, 1.5] | ||||||||||||
Insolent [1.5] | |||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||
Morphology | |||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Hyponyms | |||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word adaladala | ||||||||||||
Updated on 2023/08/12 |