Entry | afonangatra | ||
Elementary words | afo ; angatra | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [1.1] | ||
Explanations in French | Feu follet [1.3] | ||
Examples | Afonangatra izany, ka tsy hita izay niandohany
[2.48] | ||
Vocabulary | Religions, Beliefs | ||
Synonyms | afondolo ~ afonanahary ~ afon' ny matoatoa | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/12/09 |