Entry akalam-bay
Elementary words akalana ; -bay (vay)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fakan' aretina amin' ny vay, izay manjary nana fotsy ao anatin' ny vay raha tsy afaka, ka mety mbola hanararaotra ny vay [1.1]
Explanations in English Core of a boil [1.2]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/12