Entry am-pitotoam-bary (any, toto, vary)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana fitotoam-bary iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 2 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [1.1]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31