Entry ambanivohitra
Elementary words ambany ; vohitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny faritra ivelan' ny tanàn-dehibe [1.1]
Explanations in English The people of Imerina not living in Antananarivo or Ambohimanga and their immediate vicinities. [1.2]
 The country; country people [1.7]
Explanations in French La campagne, à la campagne, la brousse; campagnard [1.8]
Examples 
1Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [2.4]
2"Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [2.48]
3Lehilahy an-jatony maro, nilanja ny angady nampiasainy tany anaty zehitra, no niakatra avy any Amparabonga, nidina avy any Atsimondrova, nihaika ny fiakaran-dRatatamo, nipoitra avy any amin' ny ambanivohiny any avy, namonjy ny kianja eo an-tampon' Ambatondrazaka. [2.472]
Vocabulary 
Derivatives 
Antonyms 
Titles Antananarivo sy Ambanivohitra (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Proverbs 

Updated on 2023/06/14