Entry ambavafo (vava, fo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny lempona eo ambanin' ny tratra, mamaritra ny toerana misy ny vavony ao anaty [1.1]
Examples Nidobodoboka ny ambavafoko nihazakazaka nankany am-bavahady. [2.472]
Vocabulary 
Synonyms vavafo
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31