Entry ambiroa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana fanahy ambanimbany araka ny finoan' ny Ntaolo, toy ny avelo, saingy maharitra aorian' ny fahafatesana kosa; voalaza fa a) na dia mbola velona aza ny vatana dia mety hialan' ny ambiroa vetivety, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana hoe: lasa ambiroa, mampody' ambiroa; b) na ny biby aza dia voalaza fa misy ambiroa; d) rehefa maty ny olona dia manan-toerana alehany ny ambiroa, dia anỳ Ambondrombe izany [1.1]
Explanations in English The ghost of the dead, the spirit of the living. [ar arruh.] See ombiroa. [1.2]
 The "second soul"; a ghost [1.7]
Explanations in French La "seconde âme"; fantôme [1.8]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11