Entry anjely
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (Fivavahana Katolika) Zavaboary fanahy fotsiny izay nataon' Andriamanitra ho mpanome voninahitra azy ary ho mpanelanelana aminy sy ny olombelona; ny antokony iray amin' izy ireo, izay atao hoe anjely mpiambina dia asain' Andriamanitra miaro sy miambina ny olombelona tsirairay avy. (Misy sokajiny sivy ny zavaboary fanahy fotsiny ihany ka ny anjely no ambaratonga farany ambany indrindra; indreto avy ireo sokajiny sivy ireo: ny Serafima, ny Kerobina, ny Fiketrahana, ny Fanapahana, ny Hatsaram-panahy, ny Hery, ny Fifehezana, ny Arakanjely, ary ny Anjely) [1.1]
Explanations in English An angel. [Eng. angel.] [1.2]
 An angel [1.7]
Explanations in French Ange [1.8]
Vocabulary 
Articles 

Updated on 2022/07/18