Entry |
ankamantatra
(fantatra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Filazan-javatra izay tiana hovinanin' ny hafa ka ny toetoetran' ilay zavatra hofantarina no lazaina amin' ny teny somary lavalava: Inona àry izany: Manam-bava hihinana, fa tsy manan-kibo hasiana? (Hety na antsy) [1.1]
|
| Ny ankamantatra dia avy amin'ny fototeny hoe fantatra. Misy zavatra tian-kofantarin'ny mpihaino ary ilana valin-teny eo no ho eo fa tsy miandry ela. Misy olona iray mpitarika mametra-panontaniana izay miandoha hatrany amin'ny hoe: "Inona àry izany?". Miantefa amin'ny mpivory rehetra mandray anjara amin'ity kilalao ity ny fanontaniana ary izay mahita na mahalala dia mananga-tanana ka manome ny valiny avy hatrany. ...
[5.mg.http://www.haisoratra.org/article.php3?id_article=302]
|
Explanations in French | énigme, charade [1.3]
|
| Devinette, énigme [1.5]
|
/m:web>
Vocabulary |
Analogs |
ampanonona ~
ankifidy |
Web | Haisosatra.org: Ankamantatra
|
|