Entrée |
an-tsitrapo
(sitraka, fo)
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana:
Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy
[1.1]
|
Explications en français | [ an-tsitra-po ] Volontairement [1.3]
|
Antonymes |
Exemples |
1 | Olona manaiky an-tsitrapo no nantsoina!
[2.508]
|
2 | Betsaka ny olona nanaiky an-tsitra-po.
[2.528]
|
3 | Tsy nisy notinendry ireo olona ireo fa an-tsitra-po avokoa.
[2.445]
|
4 | Inona, ry dadatoa, no nilatsahanareo ho miaramila an-tsitra-po?
[2.270]
|
5 | Tsy mbola mahadidy tena izahay, ka ndeha hanao teniko an-tsitrapo.
[2.245]
|
|
|