Entry baibona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tendron' ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka [1.1]
Explanations in English The end of a rivet [1.7]
Explanations in French Le bout à river [1.8]
Vocabulary 
Compound words 

Entry baibona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny sofin' ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampony [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/07/19