Entry | baranahiny | |||
Part of speech | noun or adjective | |||
Explanations in Malagasy | Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsy fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny [1.1] | |||
Explanations in English | Heedlessness, indifference [1.2] | |||
Careless; carelessly done carelessly [1.7] | ||||
Explanations in French | Insouciant, indifférent [1.8] | |||
Vocabulary | Emotions | |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word baranahiny | |||
Updated on 2023/08/11 |