Entry diakra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (Fiv. kat.) Mpanampy ny mpisorona amin' ny fanomezana sakramenta indrindra, ka misy karazany roa, dia ireo miomana ho pretra ary ireo maharitra, izay mety ho olona manambady, arakaraka ny fanapahan-kevitry ny Kaonferansy Episkopaly [1.1]
Vocabulary 
Origin French: diacre.
Analogs  diakona

Anagrams 

Updated on 2020/07/31