Entrée |
dinika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fahakelezana, faharotsadrotsahana [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | anything small, minute detail [Richardson 1885]
|
Explications en français | petitesse, ténuité [Abinal 1888 page 106]
|
Dérivations |
Toponymie |
|
|
Entrée |
dinika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha:
Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany ¶ Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany:
Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail [Richardson 1885]
|
| careful examination [Hallanger 1973]
|
Explications en français | examen, consultation [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Exemples |
|
|
Entrée |
dinika
(dika)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | voadika, nodikaina: Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao [Rajemisa 1985]
|
Explications en français | franchi, transgressé, traduit, transcrit [Abinal 1888 page 103]
|
Morphologie |
dinika
diniko
dinikao
dininy
dinitsika
dinikay
dinikareo
dinik'
dini-
diniky
| |
nodinika
nodiniko
nodinikao
nodininy
nodinitsika
nodinikay
nodinikareo
nodinik'
nodini-
nodiniky
| |
hodinika
hodiniko
hodinikao
hodininy
hodinitsika
hodinikay
hodinikareo
hodinik'
hodini-
hodiniky
| |
|
Synonymes | ~ |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
dinika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | chewing the cud [Hallanger 1973]
|
Explications en français | rumination [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
|