Entry disely
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. du sel] Zavatra tahaka ny vovo-tsira, fotsy, somary mamiratra, ampiasaina' ho fanadiovan-kibo na fampivalanana; misy karazany roa ny disely, dia ny "sel de soude" ary ny "sel de magnésie", izay samy hafa ny fomba fiasany [1.1]
Explanations in English Epsom salts [Fr. du sel] [1.2]
Vocabulary 
Origin French: du sel.

Updated on 2020/07/31