Entry ela
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany
Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao?
Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany
Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1]
Explanations in English Old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7]
Explanations in French Ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8]
Derivatives 
Compound words 
Titles Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela (Rainitovo)

Entry ela
Part of speech noun
Explanations in French Appellation botanique: Schizolaena [2.612]
Scientific name Schizolaena
Vocabulary 
Synonyms elana ~ vondrozanalahy

Entry Elà
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Elah [2.996]
Explanations in French Ela [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Elaha
Biblical quotes 

Anagrams 

Updated on 2023/06/02