Entry fahalainana (laina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsy fahazotoa-miasa; tsy fahazotoan-komana [1.1]
Explanations in English Unwillingness, laziness [1.7]
Explanations in French Paresse, indifférence [1.8]
Examples 
1Tsy nisy intsony ny fahalainana hitsangana amin' ny famoham-baravarana isan' alina. [2.470]
2fa mandrese ny laina, fa ny fahalainana, no fahavalo mandresy ny raharaha toko ho vita rehetra. [2.59]
Vocabulary 
Synonyms halainana
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/29