Entry fahitana (hita)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny maso
Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay
Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany
Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena [1.1]
Explanations in English Sight, vision [1.7]
Explanations in French La vue, l’instrument [1.3]
 La vue; une vision [1.8]
Examples 
1Ny fahitana azy aloha, dia efa lehibe tokoa. [2.472]
2Faharesena ho an-dRatovonirina ny fahitana azy. [2.895]
3Zazavavy mahafinaritra amin' ny fahitana rehetra. [2.928]
Vocabulary 
Analogs  fanamboloana ~ fandrenesana ~ fitsapana ~ fitsiroana
Proverbs 
Article 

Anagrams 

Updated on 2023/01/21