Entrée fampiasana (asa)
Partie du discours nom
Explications en français utilisation, usage, emploi, devoir, exercice, application [SLP 1986]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Efa natombokao ny fianarana sy ny fampiasana ny sorabe. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 86]
2Ny fepetra hafa fampiasana io zo io dia feran' ny lalàna. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
3Mandeha eo avokoa ny fampiasana sain-dalina sy ny fikarohana hevitra an-talelaka. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 23]

Mis à jour le 2022/01/15