Entry |
fanalana
(ala)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1]
|
Explanations in English | [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2]
|
| The act of removing [1.7]
|
Explanations in French | Action de prendre, d'ôter [1.8]
|
Examples | Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra.
[2.245]
|
Synonyms | |
Compound words |
|
|
Entry |
fanalana
(ala)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1]
|
Explanations in French | Soustraction [1.13]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Proverbs |
|