Entry fanatanjahantena
Elementary words fanatanjahana ; tena
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ fanatanjahan-tena ] Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena [1.1]
Explanations in French éducation physique [1.13]
Examples Ireny fihetsiketsehana sy fanatanjahantena rehetra ireny dia vao mainka nampisy aina ny fitaizana sy ny fampianarana teo Antanisoa. [2.356]
Vocabulary 

Updated on 2024/03/24