Entry fandiafasika
Elementary words fandia ; fasika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-boronkely mahafinaritra izay matetika mandeha tsiroaroa ka manainganainga volombody matetika eny am-pandehanana; eny amin' ny fasika eny amoron-drano no ahitana azy matetika ka izany no nahatonga ny anarany, izay atao koa hoe lavasalaka na triotrio, salahy, seritse [1.1]
Explanations in English A species of sandpiper. Actitis hypoleucus , L. [1.2]
Explanations in French Guinette [1.54]
Scientific name Actitis hypoleucus
Examples Iny mivoaka avy ao Ramatoa Ravoahirana, nitsipitsipika toy ny fandiafasika nahazo remby, mivimbina ravin-damba sy haingon'akanjo avy novidina teny amin'ny magazain'Iarivo. [1.262]
Vocabulary 

Updated on 2024/03/24