|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fanenitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 tétanos [1.13]
Voambolana  5  Fahasalamana
Mpanahaka  6  tetanosy, 7  tomboka

Teny iditra (2/4)8  fanenitra
Fototeny  9 tenitra
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 a species of mason wasp. [Menangabow panangit.] This is sometimes called takolapanenitra and fangaraka [1.2]
13 a wasp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 guêpe [1.3#147, 1.8, 1.13]
Ohatra  15  nihotakotaka sahala amin'ny omby tratran'ny fanenitra ry zareo [2.895#]
Voambolana  16  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  17 fangaraka, takolapanenitra
Mpanahaka  18  kitoka
Lahatsoratra  19 Randzavola: fanenitra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/4)20  fanenitra
Fototeny  21 tenitra
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana [1.1]

Teny iditra (4/4)24  fanenitra
Fototeny  25 tenitra
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27 Fomba entina manenitra, maneso, manaraby [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  28 critique [1.3#147]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08