Entry fanintontsintona (sintontsintona (sintona))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo [1.1]
Vocabulary 
Synonyms fanintona

Updated on 2023/01/20