Entry faraingososona
Elementary words faraingo ; sosona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mari-tsoratra « » toa faraingo roa sosona anankiroa, ka ny voalohany atao eo alohan' ny tenin' olona lazaina, ary ny faharoa mamarana azy: Hoy i rainy tamin' Isambilo hoe: «Mianara tsara fa sarobidy noho ny vola ny fianarana». [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/02