Entry fatotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fangiazana amin' ny kofehy: Ratsy fatotra ilay alika ka lasa [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French état de ce qui est lié, attaché, garroté, enchaîné: Ratsy fatotra ny mpangalatra ka nandositra (Le voleur a été mal attaché et s'est enfui) [1.3]
Examples 
1io moa dia fatotra fotsiny no hidiny. [2.472]
2ny tena hevitry ny hoe parapaingo dia fatotra atao amin'ny tongotra toy izao: asiana avy amin'ny ilany roa ary dia ampi-fandraisina indray ireo. [2.313]
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Entry fatotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aika voamboatra ary vita amboarany [1.1]
Explanations in English Indigo that has been pounded and tied up. [1.2]
Explanations in French Indigo préparé en pain ou en gâteau [1.3]
  [Merina] Nom qu'on donnait à l'indigo, Indigofera tinctoria L. (Fabaceae) quand il était fermenté et pressé en pains ou en gâteaux pour la teinture. Voir aika. [1.196]
Scientific name Indigofera tinctoria
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/02/21