Entry | fiolonolonana (olonolona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fihatakatahana tsy te hiaraka amin' ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana [1.1] | |
Fihatahana amin'ny besinimaro na ara-piaraha-monina na ara-pomba na ara-pifampifehezana; lamin-kevitra izay milaza fa tsy tanjona hiafarana akory ny fiaraha-monina fa natao hampivoatra sy hahasambatra ny tsirairay [1.13] | ||
Explanations in French | Individualisme [1.13] | |
Vocabulary | Philosophy | |
Updated on 2023/01/05 |