|
|
|
|

Teny iditra1  fitsaboana
Fototeny  2 tsabo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 medical care and nursing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 soins médicaux [1.8]
Ohatra  7  Inona no nataon' i Galliéni momba ny fitsaboana? [2.113#75]
8  Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity. [2.285#89]
Voambolana  9  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  10 trano fitsaboana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08