Entry goaika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. [1.1]
Explanations in English A crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. [1.2]
 A crow [1.7]
Explanations in French Corbeau [2.415, 1.54, 1.8]
Scientific name Corvus scapulatus
Examples 
1Fambara loza ve ity goaika tokana ity? [2.643]
2ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293]
Vocabulary 
Synonyms gaga ~ goaga ~ goaka ~ goake ~ goaky
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs 
Articles 
Illustrations 

Entry goaika
Part of speech adjective
Explanations in French Se disait des choses semblables [2.415]

Anagrams 

Updated on 2023/08/11