Entry gogo
Part of speech noun
Explanations in French Voir gogogogo, plus usité [1.3]
Derivatives 
Toponyms 

Entry gogo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm ( Arius madagascariensis ). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [1.1]
Explanations in English A kind of fish [1.2]
Scientific name Arius madagascariensis
Vocabulary 
Synonyms vahona

Entry gogo
Part of speech noun
Explanations in English  [Sakalava] A species of crocodile [1.2]
Vocabulary 

Updated on 2023/02/22