Entry governora
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika [1.1]
Explanations in English [ goverinora ] A governor of a town or province [1.2]
 [ goverinora ] A governor [1.7]
Explanations in French Gouverneur [1.3]
 [ goverinora ] Gouverneur [1.8]
Examples 
1Tera-menan' ny hatezeran' ny Governora. [2.270]
2Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy. [2.472]
3Nony efa nifanantoka dia niteny ny Governora. [2.366]
Vocabulary 
Origin French: gouverneur.
Proverbs 
Articles 

Updated on 2022/07/18