Entry grefy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famindrana tsimo-kazo iray na tahonny misy masony amin' ny hazo hafa mitovy karazana aminy ka asisika amin' ny hoditry ny vatan' ity faharoa mba hahazoana karazana tsaratsara kokoa [1.1]
Explanations in French Greffe [1.13]
Examples Ary ny mimoza sy ny grefy maro karazana dia vao niseho hatramin’ ny 1885 eo ho eo. [1.437]
Vocabulary 
Compound words 
Origin French: greffe.

Updated on 2023/08/11