Entrée haisoratra (hay, soratra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahaizana mandinika ny soratra, fahalalana momba ny soratra: Hivoaka atsy ho atsy ny tantaran' ny haisoratra malagasy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais prose [Hallanger 1973]
Explications en français prose [Hallanger 1974]
 littérature [Rajaonarimanana 1995 page 132]
Vocabulaire 
Exemples 
1Tantaran ny Haisoratra malagasy, Fizarana I. [Rabemolaly: Fary]
2Raha fintinina izany, dia azo lazaina fa tsy mitovy velively ny lanjan'ny fanabeazan'ny harivolana eo amin'ny fiarahamonina miaina amin'ny teny, sy ny an'ny haisoratra ao amin'ny fiarahamonina fehezin'ny soratra. [Razafiarivony: Harivolana]

Mis à jour le 2020/07/31