Entry halavana (lava)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra lava hita-maso: Ampiasao eto ny halavanao ~ Ny halavan' ny latabatra ity no tsy hahatafidirany ao amin' io efitra io [1.1]
Explanations in English Length [1.7]
Explanations in French Longueur [1.8]
Vocabulary 
Synonyms fahalava ~ halava
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20