Entry hamina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hamaotinana, fiandriandrianana amin' ny fitafiana na amin' ny toetra [1.1]
Explanations in French égalité d’esprit, modération, bonne tenue [1.3]

Entry hamina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fipetrahana misonanina tsy misy ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona [1.1]
Derivatives 

Entry hamina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lamba fotsy ary manify kely [1.1]
Explanations in French Toile mince et blanche [1.3]
  [Tankarana] Toile blanche. [1.19]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/02/14