Entry haolo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo
Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1]
Explanations in English Wild, untamed, applied chiefly to wild cattle
Easily soared, as birds frequently shot at [1.2]
 Wild [1.7]
Explanations in French Sauvage [1.8]
Synonyms haolohaolo
Compound words 
Proverbs 

Entry haolo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra [1.1]
Vocabulary 
Origin English: awl.

Anagrams 

Updated on 2023/06/19