Entry hevi-teny
Elementary words hevitra ; teny
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fanazavana ny teny araka ny tena izy na izay nanaovana azy [1.1]
Explanations in French Explication de mot [1.5]
Examples 
1Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [2.606]
2Andrianaivoravelona izy rehetra hampianatra azy heviteny, indray mandeha isam-bolana, fa tsy ho vitanay izao zava-dehibe nifanarahana izao, hoy izy, raha tsy mitombo ny fahalalanay ny Tenin' Andriamanitra. [2.649]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/03/09