Entry |
hivoka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Feno hika, feno hiboka: Fiara feno hivoka mpandeha [1.1]
|
Derivatives |
|
Entry |
hivoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Ahitra lava be [1.78]
|
| Tany tsy vaky lay; lobolobo amin' ny tany lava volo [1.1]
|
Explanations in French | Savane [1.13]
|
| [Tankarana]
Hautes herbes (collines). [1.19]
|
| [Betsileo]
« Herbe longue et épaisse » « Dictionnaire du R.P. Dubois). Par extension, terres vierges, non défrichées : anaty hivoka. Équivalent de tany lava volo (merina). [1.196]
|
Vocabulary |
|