Entry hoto
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. [1.1]
Derivatives 
 

Entry hoto
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hoto ny akanjokelin-janako
Rovidrovitra, voarotika: Hoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [1.1]
Derivatives 
 
Synonyms hotohoto

Entry hoto
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana loaka na vaky: Manentsin-tsambo amin' ny hoto [1.1]

Entry hoto
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahasimbana
Fanasaratsarahana ho singa miavaka [1.13]
Explanations in French Décomposition [1.13]
Compound words 

Entry hoto
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo, Merina] (au sens propre : rebut des fibres après le dévidage, bourre). Nom appliqué aussi à l'étoupe, à la bourre des armes à feu. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/08/26