Entry |
ilavoamena
|
Elementary words | ila ; voamena |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena) [1.1]
|
Explanations in English | [voamena, two-pence.] A penny ; lit. one side of twopence. Pronounced, lavoamena [1.2]
|
Examples |
1 | Hatramin' ny ilavoamena no midina dia atao tomba-maso avokoa.
[1.437]
|
2 | Tsy fantatro izay nataon' ny fianakaviana hafa, fa tao aminay ilavoamena no azony.
[2.472]
|
|
Vocabulary |
Other spellings |
Proverbs |
|