Entry iogoslavy
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena na tompon-tany any amin' ny tanin' i Iogoslavia: i Belgrady no renivohitry ny Iogoslavia
Momba an' i Iogoslavia, an' i Iogoslavia na avy any Iogoslavia: Repoblika enina no miforona ho fanjakana Iogoslavia [1.1]
Vocabulary 
Origin French: yougoslave.
Analogs  Iogoslavia

Updated on 2020/07/31