Entry kadina (kady)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana kady: Nokadiny tsy hidiran' olona ny sahany [1.1]
Explanations in French Où on plante une perche en signe de défense, qu’on interdit, qu’on défend: Nokadiko tsy hidiran' ilay io ny tranoko (J’ai interdit à celui-là l’entrée de ma maison) [1.3]
Morphology 
Present : kadina, kadiko, kadinao, kadiny, kadintsika, kadinay, kadinareo, kadin', kadin-, kadim-, kadi-
Past : nokadina, nokadiko, nokadinao, nokadiny, nokadintsika, nokadinay, nokadinareo, nokadin', nokadin-, nokadim-, nokadi-
Future : hokadina, hokadiko, hokadinao, hokadiny, hokadintsika, hokadinay, hokadinareo, hokadin', hokadin-, hokadim-, hokadi-
Imperative : kadio

Entry kadina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Latsintafo tanimanga [1.13]
Explanations in French Bardeau [1.13]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20