Entry kamo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy manana faharisihana hanao fa toa valabalaka ny saina na ny tena: Matetika mitana ny laharana farany ny mpianatra kamo. (Tsy dia azo lazaina mandrakariva ho malaina ny kamo, satria mety mba tahanao asa ihany izy, saingy tsaroany sasatra na trotraka ny tenany).
Mitovy hevitra: benamboka ~ kalaina ~ kamo be kibo ~ kamo be tenda ~ kamo velona ~ kisinina ~ lava lamosina ~ malaina ~ manao afo am-bilanikely ~ manary andro foana ~ midonana-poana ~ mirendrena ~ miriorio ~ mitanina andro tsy manavy ~ mitoe-poana ~ mitoe-poana toa volon' orona ~ mitonantonana ~ mpanao lalimanga ~ mpitango lalitra [1.1]
Explanations in English Lazy; lacking in appetite [1.7]
Explanations in French Paresseux; qui n'a pas d'appétit [1.8]
Examples -- Ity leitsy kamo a! [2.470]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry kamo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty rindrin' ny lavabary [1.1]
Synonyms kamoladina

Anagrams 

Updated on 2023/08/11