Entry kantsana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Feon-java-maranitra rehefa andidiana na anapahana; fanapahana na fandidiana tsy misy mitazona [1.1]
Explanations in French Le bruit que font les instruments tranchants, lorsqu'on s'en sert pour couper; l'action de couper, de trancher net [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 

Entry kantsana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra maivana dia maivana noho izy tena maina [1.1]

Entry kantsana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tapaka tsipika izay mifarana toa voakantsana ny ilany sy ilany [1.1]
Explanations in French Segment [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/10/17